album cover
Setroka
4
Hip-Hop/Rap
Setroka was released on June 25, 2025 by STASHMUSIC as a part of the album FCKNLF - EP
album cover
Release DateJune 25, 2025
LabelSTASHMUSIC
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM71

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Rap
COMPOSITION & LYRICS
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Songwriter
Andry Rabevohitra
Andry Rabevohitra
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
Andry Rabevohitra
Andry Rabevohitra
Producer

Lyrics

Herb, herb is a plant
I mean herbs are good for everything
Why these people who want to do so much good for everyone
Who call themselves governments and this and that
Why them say you must not use the herb
Because
It make you rebel
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Am telo AM mbola miketrika
Mandalo ny life, aveo miheritreritra
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Fuck ny lerega, otran ny Tony
Ho an ny volamena ny tanako nefa anaty mierda
Tsisy hanome, tsy maintsy alaiko ny ah
Izy jiaby na nada
Izy jiaby inchalla
Fahasalamana dia kichta
Baby mila dolce vita
Maintimainty ny foko nivadika pika
Efa hita ah ny tsy fahita
Misy tsy azo koziana zay vita
All eyes on me, fa fuck zay miandry ah hiblisatra
Tsy lavitra ny loza ny fitaka ah
Fa mazava ny ho avy mamiratrà
Arovana ny zo tsisy hanitsakà
Tsisy azo hantenaina sy hatokisana
Politika miaro ny lokony
Style gangshit any Amerika
Miodina ny revy, ny bizna
Misy dead fa noana na dizna
Na tsara na ratsy fanahy
Tsy rarahiko, refa tsara bikany
Isanandro ny manifika
Ato an dohako ny paradisa
Miresiste ah, mila peace
Manetroka otran ny any Jamaica
Ato an dohako ny paradisa
Miresista ah, mila peace
Manetroka otran ny any Jamaica ****
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Am telo AM mbola miketrika
Mandalo ny life, aveo miheritreritra
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara
Fohako ny game, tsy aki-douzy
Smoke weed everyday otran'ny zoky Snoop
Fuck ny tambazotra! bobaka ny fake news
Manaikitra fa maharombotra
Tsisy lalana fa cash rules
Hatrany am fotony ny maloto
Gasy samy gasy le mifamotika
Misy efa voazanaka ny ati-doha
Raha tsy tapaka ny loha tsy afaka ny rojo
Tsy milam fa anaty rombo
Otrany ny MLK za ko nanofy
Mety hisy hamono satria dangerous
Rien a foutre ny fahalala-pomba
Misaotra ah fa tsy manao azafady
Rehefa mandrezatra fa voky
Ozy Natsy hoe anaty àla fa efa misioka
Big coroness fa maboto
Tsisy maty-lolo, fa samy mandeha rah sy vita am nofo
Technique fa tsy angovo
Sera rapide ah dia mazoto
Anaty capuche in da hood
Dorana kush fa bad mood ****
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Am telo AM mbola miketrika
Mandalo ny life, aveo miheritreritra
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara, havoaka ny setroka
Hatelina ny tsara
Written by: Andry Rabevohitra, Njaratsiry ANDRIATSARASON
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...