album cover
Rapstar
3
Hip-Hop/Rap
Rapstar was released on June 24, 2024 by STASHMUSIC as a part of the album Rapstar - Single
album cover
Release DateJune 24, 2024
LabelSTASHMUSIC
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM69

Credits

COMPOSITION & LYRICS
Andry Heritiana
Andry Heritiana
Songwriter
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Njaratsiry ANDRIATSARASON
Songwriter

Lyrics

Makà riska, makà mipitsika
Guitara lasa AK, ny inspi mivadika kichta
Bordel ny manondidina, mahadizna ny rivotra
Tsisy miala fa mi insista tsisy miala fa (braaaa braaa)
Misy genie anaty capuche, efa anatiny ah efa tafiditra
Miodina ny life otrany roulette russe
Fa tsy androany alo ah ny voatifitra
(Yeah yeah)
Romeo echo beta lima
Kopelah man tsy miova ny drafitra
Tsy mijanona raha tsy tapitra
Feno tapitrisa anaty Stash, man
Zany zao no mahafinaritra ah
Mila mitandrina so dia micrash, man
Tsy mandeha mora fa mandeha sarotra
Gasikara ve tena an gasy marina
Sa ny gasy mbola voafatotra
Relax zany ny deux taff man
Manalazy dia misadapta
Ny akama ihany ny mety hamadika
Raha tsotra loatra mety misy fandrika Hatsembohana, ranomaso dia rah
No hanoratako ny aingam panahy
Feno setroka ny vaisseau spatial
Avy any namek ny ganja
Bb mitondra copine
Fa tsika hanalazy à trois
Sex Drogue otran'ny Rockstar
Boboka ny fakampanahy
Tsy koziana zay marary
Satria tsisy miràrà
Tsy maintsy hibata ny amboara
Satria za ihany no miady aminah
Satria za ihany ny hanafaka ah
Afrikanina otranin'ny Sankara
Hanjakan ny mafia ny tanàna
Otran ny any Sinaloa
Mahery setra ny fahantrana
Miakatra ny paranoia
Aleoko anatiny adàlana
Raha zao ny atao hoe norma
Tsy mirap ah fa micombat
Hatsipiko ny hafatra, ny genkidama
Yeah yeah no stress
Efa mahazatra ny vitesse
Anaty mozika, anaty business
Mfreestyle eny am lalany success
Yeah yeah no stress
Efa mahazatra ny vitesse
Anaty mozika, anaty business
Mfreestyle eny am lalany success
Motherfucker
Maka riska
Maka mipitsika
Guitar lasa AK
Ny inspi mivadika kichta
Rapstar
Rapstar
Rapstar
Rapstar motherfucker
Written by: Andry Heritiana, Njaratsiry ANDRIATSARASON
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...