Featured In

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Songwriter
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Songwriter
Charle-bert Andrianaivo
Charle-bert Andrianaivo
Songwriter
Honore Rabekoto
Honore Rabekoto
Songwriter
Famantanantsoa Rajaonarison
Famantanantsoa Rajaonarison
Songwriter
Razafindranoa Raosolosolofo
Razafindranoa Raosolosolofo
Songwriter

Lyrics

Veloma veloma, ry fahazazana
Veloma veloma, fa efa tsy tamana
Veloma f'izaho, tsy afaka hitana
Veloma veloma, ndeha ka faingana
Avelao aho hamoifo mangina
Eo akaikinao, akaikinao ry tiana
Torimaso, sakafo sy lalao
No niarahako taminao
Arahaba e, ry hatanorana
Arahaba e, ry fahadalàna
Arahaba e, ry hadalana
Tsy ary voatanisa, sarotra isaina
Nigoka, nifoka
Na nijanganjana
Ny ota rehetra indro mitranga
Kilalao hafa kely no natao
Niova tantely isan'andro izao
Veloma, ry fahazazana
Veloma veloma, fa efa tsy tamana
Veloma f'izaho, tsy afaka hitana
Veloma veloma, ndeha ka faingana
Nananontanona ary ny fahanterana
Niandry any am-pasana ilay toerana
Nitomany indray ny fahazazana
Ny fahafatesana anefa tsy azo hialana
Veloma, ry fahazazana
Veloma veloma, fa efa tsy tamana
Veloma f'izaho, tsy afaka hitana
Veloma veloma, ndeha ka faingana
Written by: Charle-bert Andrianaivo, Famantanantsoa Rajaonarison, Honore Rabekoto, Public Domain, Rakotobe Andrianabela, Razafindranoa Raosolosolofo, Zafimahaleo Rasolofondraosolo
instagramSharePathic_arrow_out