album cover
Satria Eo Ianao
15
Afro-Beat
Satria Eo Ianao was released on September 5, 2023 by Niu Raza as a part of the album Immigrant
album cover
Release DateSeptember 5, 2023
LabelNiu Raza
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM146

Music Video

Music Video

Credits

COMPOSITION & LYRICS
Nathan Gabri
Nathan Gabri
Songwriter
Ny Ony Razafindratandra
Ny Ony Razafindratandra
Songwriter

Lyrics

Faly rehefa miarak'aminao
Mafana kokoa ny andro
Maimaika koa miakanjo
Ity foko ity efa babo
Faly aho fa miarak'aminao
Ny fitia tsy mety lany
Toy ny olona tia siramamy
Tsy maninona na indraindray miady
Faly aho rehefa miarak'aminao
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Eny Eny
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Faly aho fa miarak'aminao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny andro
Eny o
Satria eo ianao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny androko
Eny satria eo ianao
Eba
Fitiavako iny
Enao Matokisa
F'izy tsy lany, tsy lany
Yeah
Fitiavako iny
Enao Matokisa
F'izy tsy lany, tsy lany
Yeah
Fitiavako iny
Enao matokisa baba e
F'izy tsy lany, tsy lany
Yeah
Fitiavako iny
Enao matokisa
F'izy tsy lany, tsy lany
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Eny Eny
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Faly aho fa miarak'aminao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny andro
Eny o
Satria eo ianao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny androko
Eny Satria eo ianao
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Eny Eny
Toa manidintsidina lasa maniry elatra aho
Faly aho fa miarak'aminao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny andro
Eny o
Satria eo ianao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana ny androko
Eny satria eo ianao
Written by: Nathan Gabri, Ny Ony Razafindratandra
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...